Vocabulary of Malagasy (malagasy)

Nouns, definite articles, plurals

1.    mother           reny, ny reny, reny
2.    father           ray, ny ray, ray
3.    sister           anabavy, ny anabavy, rahavavy


Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny
Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy,
fa hanana fiainana mandrakizay.


For God loved the world so much that he gave his only Son,
so that everyone who believes in him should not perish but have everlasting life.

The Bible, John, 3, 16

Click on the words to learn more


1.    water           rano, ny rano
2.    fire           afo, ny afo, afo
3.    sun           masoandro, ny masoandro


Omeo anay anio ny hanina isan’andro.

Give us today our daily bread.
The Bible, Matthew, 6, 11

Click on the words to learn more


1.    cat           saka, ny saka, saka
2.    dog           amboa, ny amboa
3.    horse           soavaly, ny soavaly, soavaly


Ny niandohan’ ny filazantsaran’ i Jesosy Kristy, Zanak’ Andriamanitra.

The beginning of the good news of Jesus Christ, the Son of God.
The Bible, Mark, 1,1

Click on the words to learn more


1.    white           fotsy
2.    black           mainty
3.    red           mena

Back to menu